Entrée kaomisera
Partie du discours nom
Explications en malgache  [Rajemisa 1985] Manamboninahitra ambony indrindra amin' ny Polisy izay tompon' andraikitra amin' ny fampanjakana ny fandriampahalemana sy ny filaminana amin' ny tanàndehibe, ary mamarana ny famotorana ny fikarohana ny mpanao ratsy natomboky ny inspektera
Vocabulaire 
Origine Français: commissaire (un).
Autres orthographes 
Exemples  [Andraina: I Vola, page 47] Ny komisera no tonga dia nitondran' izy roa lahy ahy.

Mis à jour le 2021/10/12