Entrée karambavy
Mots élémentaires kana ; vavy
Partie du discours nom
Explications en malgache [ karam-bavy ] Fatsora-vavy [1.1]
Explications en français Femme rouée [1.3]
Exemples satria ny tempoly nataon' ny jentily karandahy sy karambavy, feno filerana amam-pahavetavetana, niray tamim-behivavy teo amin' ny kianja masin' ny tempoly ny lehilahy, sady nitondra ny zavatra voarara, ho eo; [2.996]

Mis à jour le 2023/07/31