Entrée kararavina (ravina)
Partie du discours adjectif
Explications en malgache manify dia manify sady maivana: Misy kararavina tokoa ny lamba nylon ankehitriny [Ravelojaona 1937 page K.98]
 Manify dia manify
Mitovy hevitra: elatr' angidina [Rajemisa 1985]
Explications en français très mince comme une toile d'araignée [Abinal 1888 page 313]
Exemples Izy no mamelatra ny lanitra tahaka ny lamba manify kararavina ary manenjana azy tahaka ny lay hitoerana; [Baiboly: 29.40.22]

Mis à jour le 2020/07/31