Entrée |
kidoro
|
Partie du discours | nom
|
Explications en malgache | Lamba voasesika zavatra malemilemy ka atao fandriana [1.1]
|
Explications en anglais | A mattress [1.7]
|
Explications en français | Matelas [1.3, 1.8]
|
| Paillasse [1.3]
|
| Coussin, oreiller. On précise généralement leur nom en fonction de la matière qui sert de rembourrage: kidorom-bozaka,
kidoro-landihazo,
kidoro-rofia, etc.
[1.196]
|
Exemples |
1 | Jiafotsy no kidoro, fa landy kosa ny firakotra.
[2.643]
|
2 | Dia nipetraka teo ambony kidoro aho, nieritreritra izay hatao.
[2.4]
|
3 | Ladina an-tany amin' ny kidoro iray hafa no azy telodahy zokiny.
[2.470]
|
|
Mots composés, titres, noms |
|
|