Entrée |
kiraro
|
Partie du discours | nom
|
Explications en malgache | Karazam-pitafiana afono ny tongotra mba hiaro azy, izay matetika vita amin' ny hodi-biby, na indraindray koa amin' ny fingotra na lamba [1.1]
|
Explications en anglais | shoes [1.7]
|
Explications en français | soulier; chaussure [1.8]
|
Morphologie |
Simple |
kiraro,
kiraroko,
kiraronao,
kirarony,
kirarontsika,
kiraronay,
kiraronareo,
kiraron',
kiraron-,
kirarom- |
|
Dérivés |
Mots composés |
|
Mots composés, titres, noms |
|
Exemples |
1 | Efa lasa lavitra vao nampidiriko ny kiraro.
[2.4]
|
2 | Ianao tsy mba manana kiraro intelo miova toy ny hafa ve?
[2.285]
|
3 | Mbola nipoapoaka ihany ny daka kiraro tamin' ny tehezana, ny kibo, ny loha.
[2.472]
|
|
Proverbes |
Articles |
|