Entrée |
kiry
|
Partie du discours | nom
|
Explications en malgache | Filofosana: Raha tsy misy kiry tsy vita ny zavadehibe toy itony ¶ Ditra, fitazonana madity ny hevitry ny tena: Be kiry koa Ravehivavy itỳ: efa lazaina fa tsy izany no izy ka mbola mibohika ihany [Rajemisa 1985]
|
Explications en anglais | obstinacy [Hallanger 1973]
|
Explications en français | entêtement [Hallanger 1974]
|
Dérivations |
Mots composés, titres, noms |
|
|
Entrée |
kiry
|
Partie du discours | nom
|
Explications en malgache | Volo fotsy iray na vitsy maningana eo afovoan' ny hafa rehetra mainty ¶ Zavatra na olona na biby vokatry ny fikambanan' ny karazana samihafa; safitra ¶ Volo eo anilan' ny sofina [Rajemisa 1985]
|
|
Entrée |
kiry
|
Partie du discours | nom
|
Explications en malgache | [Taisaka]
fiovana [Rakotosaona 1975]
|
|
Entrée |
kiry
|
Partie du discours | nom
|
Explications en malgache | [Bara, Taisaka]
nendra [Rakotosaona 1975]
|
| [Tanosy]
hatina [Rakotosaona 1975]
|
Vocabulaire |
|
Entrée |
kiry
|
Partie du discours | nom
|
Explications en français | [Tankarana]
croix grecque. [David: Dialectes (takila K)]
|
Synonymes | |
|