Entrée kizahasina
Partie du discours nom
Explications en malgache  [Betsimisaraka] Hazo lehibe mahafinaritra mety hahatratra roapolo metatra ny haavony ary dimampolo santimetatra ny tsipika mamaky ny afovoany; manimanitra izany ny fofon' ny voany ary misy voamadinika mety hahazoana menaka mifanahatahaka amin' ny dibera (Symphonia sp) [Rajemisa 1985]
Vocabulaire 
Nom scientifique Symphonia

Mis à jour le 2020/07/31