|
|
|
|

Entrée (1/3)1  koa
Partie du discours  2  conjonction
Explications en malgache  3  indray, sy [1.78]
4  toa, toy : Iendan-draha misy koa olobe ahi-bare (gagan'ny fisiana toy ny olona be ava-vary) [1.78]
5  Teny miandoha fehezanteny ka ny heviny dia hoe "ary raha efa izany": Koa hoy Andriamanitra tamin' i Adama sy Eva [1.1]
6  Teny eo aorian' ny teny iray hafa ka midika hoe: "fanampin' izany, mitovy amin' izany": Handeha koa aho raha mandeha ianao [1.1]
7  Noho izany": Osa sy malemy izahay ry Tompo, koa ampio ny fahasoavanao [1.1]
8  Teny fanao mialoha ny famaranankevitra rehefa voalaza ny antonanton' ny renin-kevitra sy ny zana-kevitra: Koa tsy ho very ve raha tahaka izany ny fombao-drazantsika? / Mety diso rehefa mety ho olombelona, ary ianao dia olombelona, koa amin' izany, mety diso ianao [1.1]
Explications en anglais  9  Also, and so [1.7]
Explications en français  10  Et [1.3#342, 1.8]
11  Aussi, de plus [1.8]
Mots composés 
Titres 
Tableaux et planches  15  Toutes les conjonctions

Entrée (2/3)16  koa
Partie du discours  17  adverbe
Explications en malgache  18  kosa [1.78]
Tableaux et planches  19  Tous les adverbes

Entrée (3/3)20  koa
Partie du discours  21  nom
Explications en malgache  22  Fianjerana mikororosy, fidabohana rehefa avy miendaka [1.1]
Explications en français  23  Action de s'ébouler, de tomber par plaques en se détachant, en se décollant, comme le plâtrage, comme les croûtes des blessures de la gale [1.3#342]
Dérivés 
24  Verbes actif :
25  Verbes passif :
26  Verbes relatif :
27  Noms :
28  Adjectifs :

Anagrammes  29  ako, koa, oka

Mis à jour le 2020/07/31