Entrée | kôlerà | |
Partie du discours | nom | |
Explications en malgache | Areti-mifindra mandripaka, izay toy izao ny toetoetrany: mivalana matetika sady mandoa izay voany, ary hita mihamahia izaitsizy; ny hafanany midina ambanin' ny an' ny olona salama; ny loto sy ny fahavoretrana no mazàna mahatonga ny kolera izay saika matetika miafara amin' ny fahafatesana [1.1] | |
Karazana aretina mifindra mahafaty miseho amin'ny alalan'ny fivalanana sy fandoavana [1.13] | ||
Explications en français | Choléra [1.13] | |
Vocabulaire | Santé | |
Origine | Français: choléra. | |
Anagrammes |
Mis à jour le 2022/02/08 |
![]() |