Entrée korefaina (korefa)
Partie du discours verbe passif
Explications en malgache Atarozaka, atao ela vao vita: Nokorefain' ny Fitsarana ny raharahany ka maty tsy nahita ny fiafarany akory izy [1.1]
Morphologie 
Présent : korefaina, korefaiko, korefainao, korefainy, korefaintsika, korefainay, korefainareo, korefain', korefain-, korefaim-, korefai-
Passé : nokorefaina, nokorefaiko, nokorefainao, nokorefainy, nokorefaintsika, nokorefainay, nokorefainareo, nokorefain', nokorefain-, nokorefaim-, nokorefai-
Futur : hokorefaina, hokorefaiko, hokorefainao, hokorefainy, hokorefaintsika, hokorefainay, hokorefainareo, hokorefain', hokorefain-, hokorefaim-, hokorefai-
Impératif : korefao

Mis à jour le 2023/01/05