Entrée |
korintsana
|
Partie du discours | nom
|
Explications en malgache | Feon' ny voanjavatra maina ao anaty akorany izay mamoaka feo mikitrana rehefa voatohina ¶ Feo manenon' ny vilia na vera na vola madinika mifandona [Rajemisa 1985]
|
Explications en anglais | tinkling ornaments; a child's rattle [Hallanger 1973]
|
Explications en français | retentissement d'un grelot, de petits ornements [Hallanger 1974]
|
Vocabulaire |
Dérivations |
|
Entrée |
korintsana
|
Partie du discours | nom
|
Explications en malgache | Zavamaneno mikorintsana manaraka ngodon-kira; samy manana ny anarany avy izy ireo arakaraka ny bikany sy ny zavatra nanaovana azy: ao ny kapoaka (misy na tsy misy tahony hihazonana azy), ao ireo afehy amin' ny hatotanana na ny tongotra ka entina mandihy; ny tsotra indrindra dia voatavo arivolahy efa maina, nesorina ny tao anatiny ary nasiana voa madinika [Rajemisa 1985]
|
Vocabulaire |
|