|
|
|
|

Entrée (1/3)1  lalana
Partie du discours  2  nom
Explications en malgache  3  Soritra namboarina hatao fandehanana mampitohy toerana na tanàna roa: Tsara ny lalana mankany Mojanga / Manaraha mandrakariva ny lalan' ny fahamarinana
4  Zavatra tsy maintsy atao mba hahatongavana amin' izay kendrena: Ny fikezahana no lalana mitondra amin' ny fahombiazana
5  Fahazoana manao zavatra iray, fahazoam-pahefana hanao zavatra iray: Iza no nanome lalana anao hiditra ato amin' ny sahako? (diso ny mampiasa ny teny hoe "alalana" amin' ny fehezan-teny toy io): Mangata-dalana handeha izahay, tompoko.
6  Teny misy hevitra ifandraisany: Lalan-kely, lalan-tsarety, lalam-be, arabe, lalam-boahangy, kizo, soritra, diantsarety, sakeli-dalana, kihondalana, fihaonan-dalana, sampan-dalana, hodimirana, finlahana, fivilian-dalana, lalamasaka, kizo tokana, lalantampina [1.1]
Explications en anglais  7  a road, a way, a path [Mal. jalan; Jav. Dalan] see alalana, andalana, for many derivatives [1.2]
8  a road [1.7]
Explications en français  9  route, chemin [1.8]
10  voie, rue [1.13]
11  [lalaña] chemin [Sakalava-Mayotte] [1.405]
Exemples  12  lalany ihany ny lohasaha firaofany. [2.470]
13  Sarotra amin'izy efa-mianaka mihitsy ny manaraka ny lalana|dalana, fa efa feno ny mpandositra, ka dia ny manavatsava manao hitsin-lalana|dalana no nataony. [2.324]
14  Nihantsy ady taminy aho, hanova azy ho lalan' ny Fahafahana, saingy toa ho resiny. [2.471]
Morphologie 
15  Simple :
16  Préfixée :
Dérivés 
17  Noms :
18  Adverbes :
Mots composés 
Zoonymes 
Titres  85  Ny lalam-piainan' i Md Louis de Montfort (Gobry Ivan)
86  Ny lalana nombako (Ravelomanana Hermann)
87  Tari-dalam-pifandraisana : Guide to Communication Malagasy-Français-English (Yount James W.)
Article  88  Randzavola: lalana ao amin' ny Baiboly (=> varotra sy ranto)

Entrée (2/3)89  lana
Partie du discours  90  nom
Explications en malgache  91  Fitsipika na amboaram-pitsipika tsy maintsy arahin' ny olon-drehetra, avoakan' ny mpitondra fanjakanà, na voaraikitry ny fomba amam-panao hatra ny fahagolan-tany, na ataon' ny solombavambahoaka: Fantatrao ve ny lalàna momba ny fifidianana? / Makà hevitra amin' ny olona mpahay lalàna ianao
92  Fepetra arahina amin' ny sokajin-javatra na fahaizana manokana: Araka ny lalànan' ny fitsipipitenenana malagasy dia tsy asiana / amin' ny fanakambanon-teny, raha ka na tra no iafaran' ny teny voalohany: Kara-pifidianana [1.1]
Explications en anglais  93  [French la loi] a law [1.7]
Explications en français  94  [français la loi] loi [1.8]
Morphologie 
95  Simple :
96  Préfixée :
Mots composés 
Titres  123  Didy aman-dalana manan-kery ampiharina amin'ny Fifidianana : Recueil officiel des lois et règlements généraux applicables en matière d'élections (Fanjakana Malagasy)
124  Lalana velona didy nangonina momba ny kadasitra malagasy (Fanjakana Malagasy)
Article  125  Randzavola: lalàna ao amin' ny Baiboly

Entrée (3/3)126  Lalana
Partie du discours  127  nom propre (titre de livre) [Liste complète]
Vocabulaire  128  Littérature: livres
Auteur  129  Rakotoson Michèle

Anagrammes  130  alalan, lalana, lalàna, Lalana, nalala

Mis à jour le 2023/09/13