|
|
|
|

Entrée1  lasa
Partie du discours  2  adjectif
Explications en malgache  3  Miainga, mandeha: Lasa anikeheo i Dada ~ Manisa telo aho dia lasa
4  Milefa, mandositra, tsy tana: Tapaka ny fatorany ka lasa ilay alika
5  Entina: Lasany ilay bokinao teto ambony latabatra
6  Vidina: Aiza hovidiko iry satroka iry -- Efa lasan' olona io, tompoko ~ Lasako dimampolo itỳ amalona itỳ
7  Angalarina, faohina: Lasan' ny sasany halina ny kisoanay
8  Tsy eo intsony: Zavatra efa lasana izany ka tsy tokony hofohazina intsony
9  Lany andro: Efa lasa izany lamody izany
10  Maty: Lasa halina tamin' ny iray Rakoto
11  Manomboka milalao: Lasa aho [1.1]
Explications en français  12  qui part, qui est parti, qui s'en va, qui s'en est allé, qui commence ou a commencé à ajouter, qui s'est échappé: Veloma, fa lasa aho (Adieu, je m'en vais, je part) ~ Lasan-davitra izy (Il est allé au loin) ~ Lasa taon' itsy izy (Il est parti l'année dernière) ~ Mameleza, fa lasa ny azy (Jouez, car il a commencé) ~ Lasa aho (Je commence à jouer, je joue) ~ Tapaka ny fatorana, ka lasa tampoka izy (Les liens se sont cassés, et il s'est vite échappé)
13  pris, emporté, volé, acheté: Lasako ny bokinao tao ambony latabatra (J'ai pris votre livre qui était sur la table) ~ Moa lasa any aminareo ny sininay? (Auriez-vous pris notre cruche chez vous?) ~ Lasan'ny sasany halina ny ombinay (On a volé nos boeufs la nuit dernière) ~ Lasako iraimbilanja ity satroka ity (J'ai acheté ce chapeau un franc)
14  qui a fait son temps, passé, mort: Efa lasa izany lamody izany (Cette mode a fait son temps) ~ Tonga taty tamin'ny taona lasa izy (Il est venu ici l'année dernière) [1.3]
Exemples  15  Malahelo vady lasan-davitra [2.69]
16  Dia lasan' izy roa lahy ny tanimbary. [2.293]
17  izay no olonay lasanareo any andafy, koa tsy aterinareo fa tananareo any ihany [2.366]
18  Taon-dasa, tsy tsaroana tokoa ny an' i Datoa [2.445]
Morphologie 
19  Simple :
20  Préfixée :
21  Impératif :
Dérivés 
22  Verbes actifs :
Synonymes  23  lasana#mg.pv
Analogues  24  1.1=niala=nisintona=nirintona=nihataka=nisintaka=nidify=nadio ny rano nitana=ny lalana mody no nasiany olona=nandao=nanifi-drano=niendaka=nisinda=nisava=dila
Mots composés 
Titres 

Anagrammes  49  lasa, sala

Mis à jour le 2023/10/08