Entrée laviana
Partie du discours nom
Explications en malgache Erika, orana madinika kely entin' ny rivotra, izay mazàna mamirifiry izaitsizy: Izany, rahavako, no roa lahy milanja am-betraka / ka sendra laviana miaramiropy / sendra mafana miara-mihinjaka (Raj. Tselatra) [1.1]
Vocabulaire 
Dérivés 

Anagrammes valiana, avilana, ivalana, lavania

Mis à jour le 2020/07/31