Entrée (1/2) | 1 lavitra |
Partie du discours | 2 adjectif |
Explications en malgache |
3 Tsy akaiky: Lavitra ny toerana misy azy ~ Lavitra ny hevitro izany lazainao izany 4 Fotoana mbola ho ela: Fantany ny ho avy, na dia mbola lavitra aza [1.1] |
Explications en anglais |
5 (optimp lavira) far, distant [1.2] 6 far away [1.7] |
Explications en français |
7 éloigné [1.3, 1.13] 8 distant [1.3] 9 lointain [1.8] |
Exemples |
10 Izay lavitry maso : lavitry ny fo! [2.499#47] 11 lavitra ahy izy, ka tsy azoko vangiana (il est loin de moi, et je ne puis pas le visiter) [1.3] 12 lavitra ahy izany hevitra izany (je suis bien loin de penser cela) [1.3] 13 Nijanona tsy lavitra ilay fiarakodia. [2.472] 14 Tamin' iny morontsiraka atsinanana iny no nidiran' ny maro tamin' ireo razan-davitry ny Malagasy [2.508#265] |
Morphologie |
|
Dérivés |
|
Mots composés |
|
Anthroponymes |
|
Entrée (2/2) | 34 lavitra |
Partie du discours | 35 adverbe |
Explications en malgache |
36 Misy elanelana betsaka: Mahay lavitra Rakoto noho Rabe [1.1] |
Explications en anglais |
37 far [1.7] |
Explications en français |
38 loin [1.3, 1.8, 1.13] |
Exemples |
39 mandeha lavitra (aller loin) [1.3] 40 nijerijery lavitra daholo ny olona [2.472] |
Antonymes | 41 akaiky |
Tableaux et planches |
42 Tous les adverbes |
Anagrammes | 43 lavitra, livatra |
Mis à jour le 2023/05/24 |