Entrée loa
Partie du discours nom
Explications en malgache Zavatra nohanina ka avoaka amin' ny vava indray: Ny alika no miverina amin' ny loany
Famoahana vola, fanefana vola: Loa vola [1.1]
Explications en anglais Vomit [1.7]
Explications en français Vomissure [1.8]
Dérivés 
 
Mots composés 

Mis à jour le 2020/07/31