Entrée loaka
Partie du discours nom
Explications en malgache Lavaka kely, hirika: Tsy fanao ny mijery amin' ny loaka amin' ny hidim-baravarana [1.1]
Explications en anglais hole through something [1.7]
Explications en français trou [1.8]
Dérivés 
Mots composés 
Synonymes hirika ~ lavaka ~ haroka

Entrée loaka
Partie du discours adjectif
Explications en français troué, percé [1.3]
Dérivés 
 
Mots composés 
Toponymes 
Synonymes gorobaka ~ boroaka ~ borobaka ~ mangirana ~ mangobaka ~ robaka ~ tanteraka ~ trobaka ~ voatrabaka ~ voatrebika ~ voatrebona

Anagrammes olaka, akalo, aloka, lakao, laoka

Mis à jour le 2020/07/31