Entrée | 1 loha |
Partie du discours | 2 nom |
Vocabulaire |
3 Biologie 4 Espace |
Explications en malgache |
5 Faritra ambony indrindra amin' ny tenan' ny olombelona -- ary aloha indrindra kosa ho an' ny biby -- izay mizara roa: ny eo anoloana misy ny maso, orona, sofina, vava, ary ny ao an-damosina rakotry ny volo, fa ny ao anatiny kosa misy ny ati-doha fototry ny fihontsonana sy ny fisaintsainana ary ny finiavana: Nianjera izy ka vaky ny lohany (raha ny ao anatin' ny loha no lazaina, dia ny teny hoe andoha no ampiasaina: Marary ny andohako; jereo Andoha [1.1] 6 Saina: olona kely loha koa izay nametraka itỳ teto [1.1] 7 Lehibe mpitarika: Rainivoanjo no lohany tamin' io raharaha ratsy io [1.1] 8 Tendrony aloha amin' ny zavatra iray: Nifatratra tao anaty zozoro ny loha lakana [1.1] 9 Karazana: Maro loha ny sakafo narosony ho anay [1.1] |
Explications en anglais |
10 The head; the front part [1.7] |
Explications en français |
11 La tête; la partie avant [1.8] |
Exemples |
12 Elo manga miofon'andro ambony loha; [1.257#] 13 Dia hisy loha ho tapaka indray atsy ho atsy! [2.528#] |
Morphologie |
|
Dérivés |
|
Analogues | 21 Filoha, lehibe, tale, mpitondra, mpitarika, mpifehy, mpanapaka, mpandidy, vovonana iadian' ny lohany, loholona, ben' ny tany, ray aman-dreny, tompomenakely, tompombodivona, mpanjaka, andriana, andriamanjaka |
Mots composés |
|
Zoonymes |
|
Phytonymes |
|
Toponymes |
|
Holonyme |
|
Méronymes |
|
Co-méronymes |
|
Proverbes | 82 Proverbes contenant le mot loha |
Article |
83 Randzavola: loha ao amin' ny Baiboly |
Anagrammes | 84 halo, hola, laho, loha |
Mis à jour le 2024/06/13 |