Entrée | loharano (loha, rano) | ||||
Partie du discours | nom | ||||
Explications en malgache | [Rajemisa 1985]
Rano miboiboika avy ao anaty tany, izay rano avy amin' ny ranonorana naninteraka tany anaty tany ka mipoitra indray avy eo; ny loharano rehefa mitambatambatra amin' ny hafa no tonga sakeli-drano, dia renirano ary ony: Ao anaty lobolobo ao misy loharano ¶ Fototra iandohana, iavian' ny zavatra iray: Andriamanitra no loharanon' ny soa rehetra / Ny fianarana no loharano ipoiran' ny fandrosoana | ||||
Explications en anglais | [Hallanger 1973] a spring of water | ||||
Explications en français | [Hallanger 1974] source | ||||
Mots composés, titres, noms |
| ||||
Exemples | [Callet: Tantara, page 606]
ka gaga Andrianampoinimerina raha vao nahita ny loharano tao Manohilahy | ||||
Citations | Proverbes contenant le mot loharano | ||||
Entrée | Loharano | ||||
Partie du discours | nom propre (titre de livre ou pièce) | ||||
Sous-titre | T7 | ||||
Auteur | Rabemiza Basile; Randrianasolo Joseph Labre; Rakotonjanahary Benoît; Randriambololona André; Razanamanana Marie Jeanne; Randrianirinasoa Jean Hippolyte | ||||
Editions | 1996. Ambozontany. Largeur: 15cm. Hauteur: 22cm. Pages: 191. Analamahitsy. | ||||
Tableaux et planches | Tous les titres | ||||
Entrée | Loharano | ||||
Partie du discours | nom propre (titre de livre ou pièce) | ||||
Sous-titre | T8 | ||||
Auteur | Rakotonjanahary Benoît; Randrianasolo Joseph Labre; Razanamanana Marie Jeanne; Rabemiza Basile; Randrianirinasoa Jean Hippolyte; Randriambololona André; Ralambozafy Jean | ||||
Editions | 1987. Ambozontany. Largeur: 15cm. Hauteur: 22cm. Pages: 192. Fianarantsoa. | ||||
Tableaux et planches | Tous les titres | ||||
Entrée | Loharano | ||||
Partie du discours | nom propre (titre de livre ou pièce) | ||||
Sous-titre | T9 | ||||
Auteur | Randriambololona André; Rabenandrasana Alfred; Randrianasolo Joseph Labre; Rafaralahimboa Henriette; Ralambozafy Jean; Rakotonjanahary Benoît; Rabemiza Basile | ||||
Editions | 1988. Ambozontany. Largeur: 15cm. Hauteur: 22cm. Pages: 152. Fianarantsoa. | ||||
Tableaux et planches | Tous les titres | ||||
Entrée | Loharano | ||||
Partie du discours | nom propre (journal) | ||||
Auteur | Andrianjafitrimo Edouard, 1914 | ||||
Vocabulaire | Maisons d'édition, journaux | ||||
Tableaux et planches | Tous les titres | ||||
Entrée | Loharano (loha, rano) | ||||
Partie du discours | nom propre (toponyme) | ||||
Vocabulaire | Géographie: agglomérations | ||||
Coordonnées | -25.0833333, 46.8166667
-24.7166667, 46.8833333 -22.6166667, 47.8666667 -21.95, 48.1 | ||||
Toponymie | loha, rano | ||||
Mis à jour le 2022/06/14 |
![]() |