Entrée | 1 mafafa (fafa) |
Partie du discours | 2 adjectif |
Explications en malgache |
3 Lany, tsy misy na inona na inona mijanona fa nisy naka, nangalatra na nihinana: Nataon' ny mpangalatra nafafa ny zavatra rehetra tao an-tranony [1.1] |
Explications en anglais |
4 Exhausted, empty, gone [1.2] |
Explications en français |
5 Raflé, entièrement enlevé [1.3] |
Exemples |
6 ary ataoko mafafa tahaka ny fotaka eny an-dalam-be. [2.996] |
Analogues | 7 Madio, majifa, fafam-bolotondro, fafanimondry, lany, lifa, malifa, naiifa, fongana, tapitra, tsy misy miangana |
Anagrammes | 8 famafa, mafafa |
Mis à jour le 2023/02/26 |