Entrée |
mafana
(fana)
|
Partie du discours | adjectif
|
Explications en malgache | Tsy mangatsiaka, tsaroana fa somary mahamay: Efa mafana ny rano Mahatonga ny tena hahatsiaro hafanana, madisadisa ohatra ny tenehina: Mafana izany andro izany Mitana hafanana, manome hafanana: Akanjo mafana Sady betsaka no mihetsiketsika fatratra: Mafana ny asa atỳ avaratra atỳ, izany!
Enti-milaza olona mampiseho fahazotoana, fahavitribitrihana amin' ny asa ataony (matetika anefa ny hoe mafana fo no ampiasaina amin' itỳ hevitra farany itỳ): Mafana Rangahy iny rehefa miasa
[1.1]
|
Explications en anglais | Warm, hot [1.2, 1.7]
|
Explications en français | Chaud; qui a chaud [1.8]
|
Dérivés |
Mots composés |
|
Mots composés, titres, noms |
|
Toponymes |
|
Analogues |
migaingaina ~
midaindaina ~
manevoka |
Exemples |
1 | sakafo mafana miditra an-kibo ihany no odiny.
[2.470]
|
2 | Nohanina ihany, saingy nalona ela tami' ny rano mafana vao laitry ny nify.
[2.472]
|
|
Proverbes |
|
Entrée |
Mafana
(mafana)
|
Partie du discours | nom propre (toponyme)
|
Vocabulaire |
Coordonnées | -20.2166667, 45.8833333
-15.85, 46.7666667
|
Toponymie | mafana |
|