Entrée | mafy (hafy) | ||||||||||||||||||
Partie du discours | adjectif | ||||||||||||||||||
Explications en malgache | Tsy malemy, tsy manana toetra mora vaky na mora potika: Mafy itỳ hazo itỳ Tsy manana toetra malemilemy mahafinaritra ny tena: Mafy itỳ seza itỳ fa tsy misy ondana hipetrahana Enti-milaza izay ilana hery na ezaka ara-batana na aratsaina: Mafy ny raharahan' ny mpihady arintany Enti-milaza izay manery na mandidy izaitsizy: Mafy ny lalàna nefa tsy maintsy arahina Matanjaka, manan-kerim-batana: Manatòna Rangahy raha mafy Sarotra lefarina, manindrona, na henjana: Mafy izany teny izany Sarotra zakaina, mangidy: Mafy ny fahoriana nentin' io iehilahy io Tsy mihontsina, tsy mety ketraka: Mafy io vehivavy io [1.1] | ||||||||||||||||||
Explications en anglais | Hard, difficult, firm, strong. [1.2] | ||||||||||||||||||
Hard, firm; difficult [1.7] | |||||||||||||||||||
Explications en français | Dur: Mafy ity tany ity (Cette terre est dure) ~ Mafy ity hazo ity (Ce bois est dur, solide) ~ Mafy ny teny nataony azy (Il lui a adressé des paroles fortes, dures) ~ Mafy ny nanjo azy (Il en a souffert de dures) ~ Mafy iny lehilahy iny (Cet homme est inébranlable [1.3, 1.8] | ||||||||||||||||||
Fort, ferme, solide, inébranlable Qui ne démord pas, insupportable, intolérable, calamiteux [1.3] | |||||||||||||||||||
Solide, résistant; difficile [1.8] | |||||||||||||||||||
Morphologie |
| ||||||||||||||||||
Dérivés |
| ||||||||||||||||||
Antonymes | malemy | ||||||||||||||||||
Mots composés |
| ||||||||||||||||||
Proverbes | Proverbes contenant le mot mafy | ||||||||||||||||||
Anagrammes |
Mis à jour le 2023/01/20 |
![]() |