Entrée mahery vintana
Partie du discours locution
Mots élémentaires mahery, vintana
Explications en malgache ilazana ny olona manoto ray aman-drehy na rahalahy na anabavy, izany hoe maty alohany avokoa ireo havany ireo [1.1]

Entrée mahery vintaña
Partie du discours locution
Explications en malgache  [Betsimisaraka] mazan-doha, adaladala, mahery setra [1.78]

Mis à jour le 2023/01/01