Entrée mahihitra (hihitra)
Partie du discours adjectif
Explications en malgache  [Rajemisa 1985] Fatrapanangom-bola, nefa tsy mampiasa izany fa mitahiry fotsiny, tsy mahafoy afa-tsy kely foana; sarotiny erỳ rehefa handany vola
¶ jereo mahidy
Explications en anglais  [Hallanger 1973] stingy, avaricious
Explications en français  [Abinal 1888, Hallanger 1974] avare
  [Abinal 1888] parcimonieux
  [Hallanger 1974] ladre, sordide d'avarice
Synonymes kahihitra
Exemples 
1 [Rinara 1974, page 56] Be kibo mahihitra ka ny an' ny olona ihany no tadiaviny hamenoana azy.
2 [Rabezandrina: Ikotofetsy, page 19] Dia hoy izy roa lahy: Sarotsarotra hiany ka tsy takatry ny mahihitra.
Citations 

Mis à jour le 2020/07/31