Entrée | maingoka | |
Partie du discours | nom | |
Explications en malgache | Bibikely misy tanabeny roa mangeja eo anoloana, ary ny kibony miafara amin' ny rambo mifaingoka izay manindrona misy poizina [1.1] | |
Explications en anglais | A scorpion [1.7] | |
Explications en français | Scorpion [1.3, 1.8] | |
Exemples | Any am-piandrasana omby any izy dia ataony mijaly sy mitondra faisana ery ny omby izay andrasany, mpampitondraka ny volim-bahoaka, mpilalao bibilava sy maingoka ary biby madinika.
[2.588] | |
Vocabulaire | Zoologie: invertébrés | |
Analogues | hefy ~ mambambohitra | |
Articles | Randzavola: maingoka ao amin' ny Baiboly | |
Anagrammes | maingoka, miongaka |
Mis à jour le 2022/07/30 |
![]() |