Entrée main' ny afo natsangany (hay, afo, tsangana)
Partie du discours locution
Explications en malgache  [Rajemisa 1985] enti-milaza ny olona ivalian' ny ratsy nataony; voan' ny nataony ihany
Mitovy hevitra: mandrora mitsilany ~ mpivaro-drano tratr' orana
Allégation Mot ou locution vu dans: antsitrapo
Autres orthographes 

Mis à jour le 2020/07/31