Entrée maka vava latsaka (maka, vava, latsaka)
Partie du discours locution
Explications en malgache misambotra teny diso na sendra lasa ka manararaotra izany mba hamelezana na hananganana korontana [Rajemisa 1985]

Mis à jour le 2020/07/31