Entrée malalaka (lalaka)
Partie du discours adjectif
Explications en malgache  [Rajemisa 1985 page 563] Lehibe ny sakany sy ny lavany: Malalaka ny lakozianareo izany
¶ Enti-milaza ny akanjo lehibe loatra ho an' ny tena ka toa difotra ao anatiny ny tena: Malalaka loatra iny kapaotinao iny izany
Mitovy hevitra: lobaloba ~ milobaloba
¶ Be sakana, na be velarana, migodana: Malalaka ny arabe eto Antananarivo
¶ Misy elanelany makadiry: Malalaka loatra ny andalan-tsoratrao
¶ Lava, betsaka: Malalaka ny fotoana hamitako itỳ sary itỳ
Explications en anglais  [Richardson 1885, Hallanger 1973] spacious, roomy
  [Richardson 1885] wide
Explications en français  [Abinal 1888 page 375, Hallanger 1974] spacieux, vaste, ample
  [Abinal 1888] grand, large, espacé
Morphologie 
malalaka
nalalaka
halalaka
Exemples 
1 [Ravelomanana: Lalana, page 7] Malalaka ny tokotany niraisana
2 [Abinal 1888, page 375] Malalaka ny efi-trano (La chambre est spacieuse)
3 [FOFAFIPE: Haivola, page 86] Nalalaka tokoa ny fotoana nilalaovanay
Citations 

Entrée malalaka (lalaka)
Partie du discours adjectif
Explications en malgache  [Rajemisa 1985 page 563] Manam-potoana tsara, tsy misy mahamaimaika: Malalaka aho izao handray azy fa asaivo miditra izy
¶ Tsy teritery: Olona malala-tsaina Rabe
¶ Ananana fahafahana tsy voageja: Malalaka ny fifidianana ka fidio izay tianao na ny eny na ny tsia
Explications en anglais  [Richardson 1885] liberal
  [Hallanger 1973] without constraint
Explications en français  [Abinal 1888 page 375, Hallanger 1974] sans contrainte
  [Abinal 1888] libre, qui donne amplement la liberté, la faculté, la permission
Morphologie 
malalaka
nalalaka
halalaka
Exemples 
1 [Baiboly: 23.119.96] Malalaka indrindra ny didinao
2 [Razoharinoro: Soratra, page 58] Halalaka ny varotra sy harovana tsara ny fananan' ny Anglisy

Mis à jour le 2020/07/31