Entrée malaso
Partie du discours nom
Explications en malgache Anarana iantsoan' ny any atsimo ny dahalo [1.1]
 dahalo, olon-dratsy [2.285]
Explications en français bandit de grands chemins [4.14]
Vocabulaire 
Synonymes dahalo
Exemples Mba mety ho vitany ihany ve ny handresy ireny andiana malaso tsara rindra ireny ka hamerina indray ny fandriampahalemana any amin' iny faritra iny manontolo? [4.27]

Anagrammes somala

Mis à jour le 2021/12/04