Entrée (1/2) | 1 malemy (lemy) |
Partie du discours | 2 adjectif |
Explications en malgache |
3 Malefaka, malambolambo: Malemy ny hoditry ny zaza [1.1] 4 Mora aforitra, tsy henjana, mora tapaka: Vola malemy ~ Malemy ity rantsan-kazo ity [1.1] 5 Mora tsakoina, boda, bodaka, mihonankonana: Tsara masaka ny hena ka malemy ~ Savoka malemy [1.1] 6 Kely aina, tsy matanjaka, mihozohozo, mangozohozo: Mbelà fa malemy loatra ianao ka tsy hahavita io asa io [1.1] 7 Tsy afa-manohitra fa manaraka ambokony, morainy loatra, rainazy: Malemy loatra amin-janany io Ramatoa io [1.1] |
Explications en anglais |
8 Soft; weak [1.7] |
Explications en français |
9 Mou [1.8, 1.13] 10 Faible [1.8] |
Exemples |
11 Katsaka efa matoy nefa mbola malemy no alaina. [2.472] |
Dérivés |
|
Analogues | 13 Boda, bodaka, modaka, motraka, lotaka, mondaka, nondaka, boretaka, mihonankonana, malemilemy, mavozo, mavozovozo, marary ovana, tsy matanjaka, garera, tsy mahazo nofo, malezolezo, marafoka, tsingozahoza, marezoka, marazoka, mangozohozo, konetaka, vavivavy, kely aina, kely ambaitra, somararetra |
Mots composés |
|
Zoonymes |
|
Phytonymes |
|
Proverbes | 23 Proverbes contenant le mot malemy |
Entrée (2/2) | 24 malemy (lemy) |
Partie du discours | 25 nom |
Vocabulaire |
26 Santé |
Explications en malgache |
27 Voan'ny paralisia [1.13] |
Explications en français |
28 Paralytique [1.13] |
Anagrammes | 29 malemy, mamely |
Mis à jour le 2023/05/24 |