Entrée mamely rarangy
Partie du discours locution
Explications en malgache Mihazakazaka mitondra olona amin' ny filanjana (ny manao rarangy amin' ny mpilanja dia mitovy amin' ny manao faohany amin' ny miaramila [1.1]
Synonymes manao rarangy ~ mikatroka rarangy
Mots élémentaires mamely, rarangy

Mis à jour le 2023/04/16