Entrée |
mamitsaka
(fitsaka)
|
Partie du discours | verbe actif
|
Explications en malgache | Manao izay hahafisaka, hampifintina: Mamitsaka ny tony ny ranonorana ¶ 1) Mipetraka tsara miampirimpirina tsy mihetsika amin' ny toerana iray: Mamitsakaeo amorompotana ny saka ¶ 2) Miery ao an-katakonana sady mitily: Namitsakatao anaty lobolobo ilay mpangalatra ¶ 3) Mipetraka, miaritra, miandry fotoana tsaratsara kokoa: Mamitsaka izahay izao fa resy [1.1]
|
Explications en anglais | to throw down; to lie down, to hide one's self, to crouch. [1.2]
|
Morphologie |
Présent |
mamitsaka |
Passé |
namitsaka |
Futur |
hamitsaka |
Impératif |
mamitsaha |
|
Exemples |
1 | Nihemotra indray angaha sa ao ihany fa mamitsaka mitady hanao an-kendrena?
[2.587]
|
2 | Mbola mamitsaka miery ato am-poko ity fitiavana, fitiavana ity, ka manorisory ny androko.
[2.499]
|
|
|