Entrée (1/2) | 1 mamoana (foana) |
Partie du discours | 2 verbe actif |
Explications en malgache |
3 Manafoana: Ny ango valaña ñ'mamoaña ñ'sandran-draja (ny setrasetra ratsy no manafoana ny fadin-drazana) [1.78] 4 Mamongana, mandany, manjifa: Tontakely no namoana ny fananan-dRabe [1.1] |
Explications en anglais |
5 To empty, to annul, to annihilate, to make empty. [1.2] |
Exemples |
6 Hainy ny nitarika ny vahoaka ho amin' ny fibebahana, ary vitany ny mamoana ny fahavetavetana avy amin' ny fankahalana fivavahana. [2.996#] |
Morphologie |
|
Entrée (2/2) | 11 mamoàna (foana) |
Partie du discours | 12 impératif du verbe actif mamoana |
Tableaux et planches |
13 Tous les impératifs actifs |
Mis à jour le 2023/04/14 |