Entrée mamoky (voky)
Partie du discours verbe actif
Explications en malgache Manome sakafo betsaka: Mamoky ny vahiny rehefa tonga mitsidika azy Rabe
¶ Mamporisika, mitarika, mitaona olona hanao zavatra tsy dia mampaharisika azy loatra, amin' ny fandokafana azy na amin' ny fampanantenàna soa be ho azy: Mamoky ny vahoaka hikomy ny mpanoha riana [1.1]
Explications en anglais to satisfy with food; subvert [1.7]
Explications en français rassasier; pousser à la révolte [1.8]
Morphologie 
Présent mamoky
Passé namoky
Futur hamoky
Impératif mamokisa
Analogues  mitaona ~ manabontsina ~ manome fo ~ mambosy ~ mandroboka ~ mandrokiroky ~ mandraviravy ~ mamahana ~ manao toho-tsofina ~ mandrendrika ~ manadala ~ mitomany ambony fe
Exemples Ny mamoky ny hendry sy manome fo ny adala hikomy. [1.123]
Proverbes 

Anagrammes 

Mis à jour le 2023/01/20