Entrée mamonjy (vonjy)
Partie du discours verbe actif
Explications en malgache Mitondra vonjy ho an' ny...; manala (olona) amin' ny loza: Rakoto no namonjy ilay zaza saika voahitsaky ny fiarakodia
¶ Manampy: Tsy tapaka ny mamonjy ny mahantra izy raha manam-bola koa
¶ Mandeha mba ho tonga amin' ny...: Lasa namonjy ny fotoana nifanaovany tamin' i Naivo i Lita
¶ Manatrika: Nandeha namonjy ny fotoampivaoahana Ramatoa Raketaka
¶ Mihazakazaka, rafitra: Namonjy niditra haingana izy ireo raha vao nahare ny poabasy [1.1]
Explications en anglais to help, to save ; to reach an event, to arrive on time [1.7]
Explications en français secourir, sauver; assister à une réunion; bâcler [1.8]
Morphologie 
Présent mamonjy
Passé namonjy
Futur hamonjy
Impératif mamonje
Mots composés, titres, noms 
Exemples Mafy izany mamonjy aina izany. [2.4]
Proverbes 

Entrée mamonjy
Partie du discours nom
Explications en français (dialecte non précisé) (de vonjy : porter secours, allusion aux grandes vertus médicinales qu'on lui prête). Croton sp. (Euphorbiaceae). Nom relevé pour deux espèces qui paraissent nouvelles (réf. J. P. Schmitt 374 et 487). La présence d'alcaloïdes a été reconnue dans ces deux arbustes. [1.196]
Vocabulaire 

Anagrammes 

Mis à jour le 2023/01/20