Entrée mampibaribary (baribary (bary))
Partie du discours verbe actif
Explications en français visualiser [1.66]
Morphologie 
mampibaribary
nampibaribary
hampibaribary
Synonymes mampiharihary
Exemples 
1Mampibaribary izany fa tsy mahatsiaro tena ho voakasiky ny raharaha ny olompirenena. [4.27]
2Inona no vavolombelona tsy miteny nefa mampibaribary ny ratsy mihoatra noho ity tandindona kely? [2.499]

Mis à jour le 2023/01/20