Entrée |
managorobaka
(gorobaka)
|
Partie du discours | verbe actif
|
Explications en malgache | Mandoaka tanteraka an-daniny sy an-daniny avy: Nanagorobaka ny rindrina ireo jiolahy Enti-milaza zavatra mandoaka zavatra hafa iray ka tafavoaka maninteraka ity faharoa: Nanagorobaka ilay hazo fisaka ny bala [1.1]
|
Explications en anglais | To pierce through [1.7]
|
Explications en français | Percer de part en part [1.3, 1.8]
|
| Pénétrer de part en part, faire aboutir [1.3]
|
Exemples |
1 | Nanagorobaka ny hazo fisaka ny bala (La balle a percé la planche de part en part)
[1.3]
|
2 | Moa ho azo atao va ny misambotra azy manatrika, ao amin' ny harato, ary ny managorobaka ny orony?
[2.996]
|
|
Morphologie |
Présent : |
managorobaka |
Passé : |
nanagorobaka |
Futur : |
hanagorobaka |
Impératif : |
managorobaha |
|
Autres orthographes |
|