Entrée manaha (haha)
Partie du discours verbe actif
Explications en malgache  [Tanosy] mamaha, manala fatotra, miempo [1.78]
 Mamaha: Vao tonga rainy dia nanaha ny entany ireo zanany
¶ Manala amin' ny fatorana: Ise no hanaha ny ondry rahampitso maraina
¶ Manasaratsaraka: Manaha kofehy
¶ Manafaka, mamotsotra: Mbola tsy nanaha mpigadra ny Filohan' ny Nosy
¶ Mandrava: Manaha famantaranandro [1.1]
Explications en anglais to untie, to unloose. [1.2]
Explications en français délier, dénouer, détacher, dévisser, démonter, mettre en liberté [1.3]
Morphologie 
Présent manaha
Passé nanaha
Futur hanaha
Impératif manahà
Exemples koa izay mamoifo no manaha [2.857]

Entrée manaha (taha)
Partie du discours verbe actif
Explications en malgache Manome zavatra hatao taha na onitra [1.1]
Morphologie 
Présent manaha
Passé nanaha
Futur hanaha
Impératif manahà

Entrée manahà (haha)
Partie du discours impératif du verbe actif manaha [liste complète]

Entrée manahà (taha)
Partie du discours impératif du verbe actif manaha [liste complète]

Anagrammes 

Mis à jour le 2023/03/04