Entrée |
manahaka
(hahaka)
|
Partie du discours | verbe actif
|
Explications en malgache | [Tanala]
[ mañahaka ] manofa (vary, kafe, ets) [1.78]
|
| Manely, manaparitaka: Iza no nanahaka ireto poti-taratasy ireto? ¶ Mahavery dia, mampihaha-kevitra: Tiany erỳ io kilalao io fa manahaka ny sainy, hono ¶ Manala baraka, manaratsy: Raha nieritreritra ianao, tsy tokony ho nanahaka ny tokantranontsika [1.1]
|
Explications en anglais | to scatter, to disperse [1.7]
|
Explications en français | disperser, éparpiller [1.8]
|
Morphologie |
|
Synonymes | |
Exemples | Mangina ny tany, ny zava-drehetra Toa tony dia tony manahaka izany!
[2.285]
|
|
Entrée |
manahaka
(tahaka)
|
Partie du discours | verbe actif
|
Explications en malgache | Mitovy (endrika, toetra amy...): Manahaka andreniny itỳ zaza itỳ fa tsy manahaka an-drainy [1.1]
|
Morphologie |
|
|