Entrée | manakipaka (kipaka) | ||||||||
Partie du discours | verbe actif | ||||||||
Explications en malgache | Manala, manesotra, manendaka: Handalotra angaha ry zareo atsy avaratra fa nanakipaka ny tsihy tao aminy vao maraina Manary: Tsy tsara ny manakipaka ny havana mahantra [1.1] | ||||||||
Morphologie |
| ||||||||
Anagrammes |
Mis à jour le 2023/01/05 |
![]() |