Entrée (1/4) | 1 manambàka (amb) |
Partie du discours | 2 verbe actif |
Explications en malgache |
3 Mamitaka amin' ny varotra (na amin' ny fakana tombony be loatra, na amin' ny fiangarana amin' ny lanja na amin' ny fivarotana zavatra tsaraivelany fotsiny fa ratsy na tsisy vidiny): Tokony hosazin' ny fanjakana mafy ny mpivarotra manambaka 4 Manararaotra ny tsy fahalalan' ny olona iray ka mamitaka azy: Lozan' izay manambaka zaza fa tsy ho tantiny ny todin' izany 5 Miangatra na manao izay handresen' ny tena na haharesen' ilay mpifaninana amin' ny tena amin' ny fomba tsy an-drariny, an-kafetsena: Tokony hofadina ny manambaka amin' ny lalào, fa sady tsy rariny no mahamenatra [1.1] |
Explications en anglais |
6 to deceive, to defraud, to impose upon, to overreach, to take an unfair advantage of, to circumvent. [1.2] 7 to defraud, to deceive [1.7] |
Explications en français |
8 tromper, tricher: Aza manambaka toy izany raha mivarotra ianao (Ne trompez pas de la sorte en vendant) [1.3] 9 tromper [1.8] |
Exemples |
10 Tamana manambaka ny adala ialahy, ka ataoko mandoa hanin-kinana anio. [2.588#] 11 Fa ny andriamanjaka tsy mba azo andramana, fa ny mpanom-po manambaka no mahay maty. [2.298#] |
Morphologie |
|
Proverbes | 16 Proverbes contenant le mot manambàka |
Entrée (2/4) | 17 manàmbaka |
Partie du discours | 18 verbe actif |
Explications en malgache |
19 manavaka [Bara]
[1.78] |
Entrée (3/4) | 20 manambaka |
Partie du discours | 21 verbe actif |
Explications en malgache |
22 fomba fitolon'omby [Sihanaka]
[1.78] |
Entrée (4/4) | 23 manambakà (ambaka) |
Partie du discours | 24 impératif du verbe actif manambaka |
Tableaux et planches |
25 Tous les impératifs actifs |
Anagrammes | 26 manambaka, manambakà, manambàka, manàmbaka, manambaka, manambakà, manambàka, manàmbaka, manambaka, manambakà, manambàka, manàmbaka, manambaka, manambakà, manambàka, manàmbaka |
Mis à jour le 2023/01/20 |