Entrée |
manambina
(tambina)
|
Partie du discours | verbe actif
|
Explications en malgache | Manisy tambiny [1.1]
|
Explications en français | mettre une pierre, un coin pour maintenir la marmite sur le trépied, soutenir un malade, aider à soulever un paquet [1.3]
|
Morphologie |
|
Synonymes | |
Exemples |
1 | Andro zoma no manambina ny alahamady.
[1.381]
|
2 | Ny vady voahevitra tsara ka azo amin' izany fotoana izany no vady sahaza ka manambina, fa ny vady tonga alohan' ilay fotoana kosa, hoy izy, dia mahalana foana no tsy mahafadiranovana.
[2.285]
|
|
|
Entrée |
manambina
(ambina)
|
Partie du discours | verbe actif
|
Explications en malgache | Manome vintana tsara: Manambina azy, hono, ny akanjo volombatolalaka ¶ Mitahy: Hanambina anao anie Andriamanitra! [1.1]
|
Explications en anglais | to prosper, to flourish; to be made lucky in what one undertakes. [1.2]
|
| to make prosperous, to favor [1.7]
|
Explications en français | rendre prospère, favoriser [1.3, 1.8]
|
| avoir sous sa protection [1.3]
|
Morphologie |
|
|
Entrée |
manambìna
(tambina, ambina)
|
Partie du discours | impératif du verbe actif manambina
|
|