Entrée |
manameloka
(meloka (heloka))
|
Partie du discours | verbe actif
|
Explications en malgache | Manao izay hampiforitra mamokoka [1.1]
|
Explications en français | rendre courbe, sinueux [1.3]
|
Proverbes |
|
Entrée |
manameloka
(meloka (heloka))
|
Partie du discours | verbe actif
|
Explications en malgache | Manasazy araka ny didim-pitsarana: Nanameloka azy higadra mandrapahafatiny ny mpitsara [1.1]
|
Explications en anglais | to condemn [1.7]
|
Explications en français | condamner [1.3, 1.107, 1.8]
|
Morphologie |
Présent |
manameloka |
Passé |
nanameloka |
Futur |
hanameloka |
Impératif |
manameloha |
|
Exemples |
1 | Tsy azo atao ny manameloka na mankato ambony ihany.
[2.296]
|
2 | ary ny fijeriny ireo dia tahaka ny kintana manameloka ny nataony.
[2.324]
|
|
|