Entrée manandratra (sandratra)
Partie du discours verbe actif
Explications en malgache Manainga ho ambony: Manandra-tanana
¶ Mampanehoeho, manome laza: Izay manandra-tena dia haetry [1.1]
Explications en anglais to lift up : to promote to a higher position or dignity [1.7]
Explications en français soulever; promouvoir en grade ou dignité [1.8]
Morphologie 
manandratra
nanandratra
hanandratra
manandrata
Exemples Mitoka-toerana ny lehilahy sy ny vehivavy ary samy manandratra izay ho afany, na vavaka iaraha-manao izany na hira iaraha-miredona; [2.470]

Mis à jour le 2023/01/20