Entrée | 1 manan-kery |
Partie du discours | 2 locution |
Explications en malgache |
3 Ampiharina amin'ny fotoana itenenana [1.13] |
Explications en français |
4 En vigueur [1.13] |
Exemples |
5 Satria, ohabolana manankery ilay milaza hoe: "Lehibe manan-dehibe. [2.270] 6 Tsy ny lehibentsika, na ny manankery, na ny olona ambony ihany no mendrika handray haja avy amintsika, fa ny olo-mitovy amintsika koa. [2.285] |
Mots élémentaires | 7 manana, hery |
Mots composés |
|
Titres |
|
Mis à jour le 2023/08/11 |