Entrée |
manararaotra
(hararaotra)
|
Partie du discours | verbe actif
|
Explications en malgache | [Rajemisa 1985]
Mitombo mihalehibe, mihamafy: Hanararaotra io ferinao io ka tsaboy haingana ¶ Mampiasa ny fahavoazan' ny sasany mba hanampiana trotraka izany: Aza manararaotra ny halemen' ny sasany mba hitarihana azy amin' ny ratsy ¶ Mamonjy mitady tombony haingana raha misy zava-miseho sao tsy miverina intsony io zavatra io: Manararaota ny hatanorana, rankizy, mba hiasana betsaka fa rehefa antitra tsy afaka intsony.
|
Explications en anglais | [Richardson 1885]
to aggravate, to add to, to take the occasion of, as when following some one else and seeing him do something or take something, to steal and lay the blame on another. |
| [Hallanger 1973]
to take advantage of |
Explications en français | [Hallanger 1974]
profiter de l'occasion |
Morphologie |
|
Mots composés, titres, noms |
|
Exemples | [Rakotonandrasana: Tantsaha, page 6]
Tsinjo miverimberina eny koa ireo arom-pefiloha vita vodivato sy voatsato-kazo, ireo tanimboly manararaotra ny tany lonaka, ireo trano bongo mitokana naorina vonjy maika ho fiandrasam-boly.
|
|