Entrée manavao (vao)
Partie du discours verbe actif
Explications en malgache Manolo hafa: Manavao mpiasa, hono,io tranombarotra io
Manamboatra ho tonga tahaka ny vaovao: Nahay izay nanavao ity trano itỳ
Mamerina indray: Tsy nety nanavao ilay fanekena intsony Rakoto
Mampikaviavia (...) satria voalohany: Manavao ahy ny mampianatra [1.1]
Morphologie 
Présent : manavao
Passé : nanavao
Futur : hanavao
Impératif : manavaoza

Mis à jour le 2023/01/20