Entrée manavina (avina)
Partie du discours verbe actif
Explications en malgache  [Rajemisa 1985] Mandeha mamonjy raharaha; manontany zavatra tiana ho fantatra na hofotorana; mandeha mankany ifotony mba hijery akaiky: Lasa nanavin-draharaha' any ambonivohitra izy
Explications en anglais  [Richardson 1885] to go to inquire into; to renew an enquiry or search; to call on for the purpose of an enquiry.
Morphologie 
manavina
nanavina
hanavina
manavena
Exemples  [Rabemolaly: Fary] Tonga manavina any aminy matetika Rajohnson, ka manontany izay fara-heviny, nefa tsy hita hantenaina, tsy Iasa hafoy, fa andrasan-dava izao.

Mis à jour le 2022/09/09