Entrée mandafatra (lafatra)
Partie du discours verbe actif
Explications en malgache  [Rajemisa 1985] Manohitra, mamely, mandatsaka ao anelanelan' ny loza roa
¶ Mampikatroka, mampikasokasoka: Aza mandafatra amiko ny tongotrao
Explications en français  [SLP 1986] graduer
Morphologie 
mandafatra
nandafatra
handafatra
mandafara

Mis à jour le 2020/07/31