Entrée mandihy (dihy)
Partie du discours verbe actif
Explications en malgache  [Rajemisa 1985] Mampihetsika ny tongotra sy ny tanana miaraka amin' ny amponga sy ny zavamaneno mampientanentana: Faly loatra izy ka rafitra nandihy
Mitovy hevitra: mirebika ~ mitotorebika ~ mitsinjaka
Explications en anglais  [Richardson 1885, Hallanger 1973] to dance
Explications en français  [Hallanger 1974] danser
Morphologie 
mandihy
nandihy
handihy
mandihiza
Mots composés, titres, noms 
Exemples  [Andraina: Mitaraina, page 225] Akoho lahy mihehy lavenona ireny, ka mandihy ambony fasan-drazana.
Citations 

Mis à jour le 2020/07/31